Entry | trobaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Trou [1.13] | |||||||||||||||
Entry | trobaka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana [1.1] | |||||||||||||||
Voaloaka [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Troué [1.13] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Anagrams | bokatra, botraka, kabotra, traboka, trobaka |
Updated on 2020/07/31 |