Entry tsanganolona
Elementary words tsangana ; olona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana [1.1]
Explanations in French "Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout. [2.415]
Examples Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/01