Entry tsaraina (tsara)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay
Lanjalanjaina ka tapahina ny momba...: Notsaraina izy ka afaka tamin' ny karatra [1.1]
Morphology 
Present : tsaraina, tsaraiko, tsarainao, tsarainy, tsaraintsika, tsarainay, tsarainareo, tsarain', tsarain-, tsaraim-, tsarai-
Past : notsaraina, notsaraiko, notsarainao, notsarainy, notsaraintsika, notsarainay, notsarainareo, notsarain', notsarain-, notsaraim-, notsarai-
Future : hotsaraina, hotsaraiko, hotsarainao, hotsarainy, hotsaraintsika, hotsarainay, hotsarainareo, hotsarain', hotsarain-, hotsaraim-, hotsarai-
Imperative : tsarao
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31