Entry tsara mandroso, tsara miverina (tsara, roso, verina)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Firariana ny dian' ireo handeha lavitra ho lavorary, na eo amin' ny fandrosoana ho any na ny fiverenana hody [1.1]

Updated on 2020/07/31