Entry tsatohana (tsatoka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan' ny tokotany
Asiana, anaovana (teny) hantitra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny [1.1]
Morphology 
Present : tsatohana, tsatohako, tsatohanao, tsatohany, tsatohantsika, tsatohanay, tsatohanareo, tsatohan', tsatohan-, tsatoham-, tsatoha-
Past : notsatohana, notsatohako, notsatohanao, notsatohany, notsatohantsika, notsatohanay, notsatohanareo, notsatohan', notsatohan-, notsatoham-, notsatoha-
Future : hotsatohana, hotsatohako, hotsatohanao, hotsatohany, hotsatohantsika, hotsatohanay, hotsatohanareo, hotsatohan', hotsatohan-, hotsatoham-, hotsatoha-
Imperative : tsatohy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20