Entry tsibokaboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka
Heverina ho boka fa tsy tena boka [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31