|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsikombakomba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ifanomezana miafina, tetika iraisana any an-takona: Nanao tsikombakomba ianareo roa lahy ka samy hosazina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 entente pour le mal, connivence, conspiration [1.3#768]
5 jeu des enfants se réunissant et s'amusant sous le même lamba [1.3#768]
6 conjuration, entente secrète entre plusieurs personnes, généralement pour organiser des razzias de boeufs dans d'autres villages [1.196]
Ohatra  7  Ny anarany avy no voatonontonona etsy sy eroa moa va tsy niray tsikombakomba tamin-janany. [2.470]
Voambolana  8  Kilalao
Mpanahaka  9  kaomiberaka, 10  komahay
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  tsikombakomba
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 C'est un arbre indéterminé, à bois blanc, employé pour tailler des pirogues monoxyles. On en faisait aussi des talismans pour ceux qui s'adonnaient au vol en bandes. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08