Entry | tsikonina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kilalao fanaon' ny ankizy taloha rehefa tonga ny fety lehibe toy ny fetim-pirenena: izy ireo no mahandro ny sakafony eny ankalamanjana, indraindray amin' ny vilany na fitaovana kely antonona azy [1.1] | |
Vocabulary | Game | |
Updated on 2020/07/31 |