Entry tsinjo
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Sandra hita tsipalotra: Tsinjoko teny an-tsena Rakoto tamin' ilay maizim-bava vilany iny
Hita avy amin' ny toerana ambony: Tsinjoko ery an-dohasaha ny ondrinareo miraoka ahi-maitso
Tazana lavitra: Tsinjonao ve iry vato mandondona be iry? Any ambadik' iny no misy ny any aminay [1.1]
Examples Analakely tomefy vahoaka anefa no tsinjo ary vahoaka minia tsy mahalala ny hamafin' ny toetr' andro noho ny antom-pivelomana manery sy mahazaka maniriraka. [2.470]
Morphology 
Present : tsinjo, tsinjoko, tsinjonao, tsinjony, tsinjontsika, tsinjonay, tsinjonareo, tsinjon', tsinjon-, tsinjom-
Past : tsinjo, tsinjoko, tsinjonao, tsinjony, tsinjontsika, tsinjonay, tsinjonareo, tsinjon', tsinjon-, tsinjom-
Future : ho tsinjo, ho tsinjoko, ho tsinjonao, ho tsinjony, ho tsinjontsika, ho tsinjonay, ho tsinjonareo, ho tsinjon', ho tsinjon-, ho tsinjom-
Derivatives 
 
Compound words 
Toponyms 
Proverbs 

Updated on 2023/09/10