Entry tsipy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara, Tambahoaka] fafy, famafasana [1.78]
Compound words 

Entry tsipy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
Explanations in English A throwing [1.2]
Explanations in French Jet; projeté, projection, projetante [1.13]
 Action de jeter, de lancer [1.196]
Examples 
1Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
2Tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/12/07