Entry tsitapitapy (tapitapy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Heno mahalankalana. Fiatoatoan' ny rano mitete na zavatra milatsaka fa tsy migororoana na migorodana; fahatongavana na fandalovana amin' ny toerana iray, ka tsy tonga indray mandeha fa ny iray na ny vitsivitsy aloha no mandalo; fiatoana, fampoelana [1.1]
Derivatives 
Synonyms tapitapy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20