Entry tsizarizary (zary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy ary fomba, tsy tena vanona, tsy lavorary loatra: Trano tsizarizary kely izao no ipetrahany [1.1]
Explanations in English Bad, vicious, worthless [1.7]
Explanations in French Mauvais, vicieux, qui ne vaut rien [1.8]
Examples 
1Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy. [2.472]
2bodofotsy tonta sy lamba soga tsizarizary no irakofany ary hazo fisaka natambatambatra no manondrotra izany ho toa farafara, tsy itoviany tantana amin' ny tany. [2.470]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/02/16