Entrée tsongaina (tsonga)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fidina fatratra, fantenana: Notsongaina tanatin' ny arivo ianao, Ramatoa
Mitovy hevitra: fantenana ~ fidina ~ jobonina
Morphologie 
tsongaina
tsongaiko
tsongainao
tsongainy
tsongaintsika
tsongainay
tsongainareo
tsongain'
tsongain-
tsongaim-
tsongai-
notsongaina
notsongaiko
notsongainao
notsongainy
notsongaintsika
notsongainay
notsongainareo
notsongain'
notsongain-
notsongaim-
notsongai-
hotsongaina
hotsongaiko
hotsongainao
hotsongainy
hotsongaintsika
hotsongainay
hotsongainareo
hotsongain'
hotsongain-
hotsongaim-
hotsongai-
tsongao

Mis à jour le 2020/07/31