|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tsoraka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 exclamation point. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 point d'exclamation (grammaire). [1.5]
Voambolana  6  Haiteny
Tsanganana sy sary iray takila  7  Mari-tsoratra

Teny iditra (2/3)8  tsoraka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)12  tsoraka
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux. Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka).. [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  16 koartsa, 17 kosatra, 18 rotsaka, 19 satroka, 20 sokatra, 21 trosaka, 22 tsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09