Entry tsotsotra (tsotra)
Part of speech adjective
Explanations in French [duplicatif] [1.3]
Examples 
1Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [2.117]
2Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [2.332]
3Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [2.643]
Compound words 
Hyponyms Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri)

Updated on 2023/01/23