Entry tsy akory
Elementary words tsy ; akory
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
Examples Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory [1.1]
Compound words 
Titles Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)

Entry tsy ... akory
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
Explanations in English Not at all, by no means, on no account [1.2]
Explanations in French Pas du tout [1.8]
 Ne ... guère [1.5]
Examples 
1tsy misy iraisany akory. [2.285]
2Hay tsy matory akory ise! [2.499]
3Tsy tahotra akory fa toetra. [2.5]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/04/23