Entry tsy hisara-mianakavy anie
Elementary words misaraka ; mianakavy ; anie
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsodrano na firariana fanaon' ny Malagasy ka irariany mba tsy hisaraka ny fianakaviana na maty na velona [1.1]

Updated on 2023/05/27