Entry tsy hita avanavana
Elementary words tsy hita ; avanavana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [1.1]
Explanations in English Used of something that is unique. [1.2]
Explanations in French Innombrable [1.3, 1.5]
 Complètement invisible, incompréhensible [1.3]
Examples 
1tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [2.296]
2Noho izany, na dia madiva haraina aza ny andro, ka efa mifamalivaly eny amin' ny lohasaha eny ny sahobakaka mbamin' ny sahona, dia toa tsy mbola hita avanavana akory izay Ankeritsa. [2.357]
3fa eo ilay hery anankiray ao amin' ny isam-batan' olona mety hampiova tsy hita avanavana ny nentina hatrany an-kibon-dreny sy ny toe-javatra rehetra mihitsy [2.296]

Updated on 2023/11/20