Entry tsy latsa-danja noho ny (tsy, latsaka, lanja, noho)
Part of speech locution
Allegation Word or locution seen in: mitovy
Examples 
1Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38]
2Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470]

Updated on 2020/07/31