Entry tsy manana hazondamosina
Elementary words tsy ; manana ; hazon-damosina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin' ny heviny na amin' izay tiany, tsy manana hevitra ijoroana fa manaraka ny an' ny hala hatrany [1.1]

Updated on 2023/08/26