Entry tsy marary tsy mari-koditra
Elementary words tsy ; marary ; marikoditra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Salama tsara tsy misy aretina na kely aza [1.1]
Examples 
1Tsy marary tsy marikoditra ny zanany [2.470]
2aza marary aza marikoditra [2.131]

Updated on 2023/11/20