Entry | tsy miteny | ||
Elementary words | tsy ; miteny | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/05/20 |