Entry tsy tontan' ny ela
Elementary words tsy ; tonta ; ela
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra mafy tsy simban' ny andro sy ny taona, tsy mora simba, mateza dia mateza [1.1]

Updated on 2023/06/03