Entry vady enti-mila
Elementary words vady ; entina ; mila
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena [1.1]
Explanations in French Femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux [1.3]

Updated on 2023/01/01