Entry (1/2) | 1 vahana (vaha) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Borahina: Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany [1.1] 4 Alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina [1.1] 5 Esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly [1.1] 6 Tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1] |
Explanations in French |
7 Qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [1.3] |
Examples |
8 Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 vahana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [1.1] |
Explanations in French |
17 Les dimensions du corps, des troncs d'arbre [1.3] |
Compound words |
|
Anagrams | 19 havana, vahana |
Updated on 2023/10/17 |