Entry vahindanitra
Elementary words vahiny ; lanitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka [1.1]
Explanations in French [ vahin-danitra ] La voie lactée [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/18