Entrée vahonolona
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bahona maniry amin' ny tany be vato sokay; misondrotra avo noho ny karazam-bahona tsotra ny faniriny ka ny raviny amin' ny tapany ambany dia miala toy ny an' ny ravinala ka raha tazanin-davitra (indrindra amin' ny alina) dia mova tsy toy ny olona izao [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2009/02/23