Entry vainga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vongan-javatra vaventy; didin-javatra makadiry: Lasan' ny saka ilay vaingan-kena teo ambony lovia. / Miempo ny vaingan-dranomandry raha vao tratran' ny hafanana. [1.1]
Explanations in French Solide, masse [1.13]
Derivatives 
Synonyms vaingana ~ vaingavainga
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31