Entrée vakio (vaky)
Partie du discours impératif du verbe passif vakina [liste complète]
Exemples 
1 [Abinal 1888] Vakio io kitay hazo io (Fendez ce bois de chauffage)
2 [Abinal 1888] Vakio tsara io hazo fisaka io (Fendez bien cette planche)
3 [Callet: Tantara, page 3] diniho sy vakio matetika hiany ny tantara sy ny fomba nentin-drazana
4 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 234] Vakio ny anaran'ny tsy nandoa hiheveran'ny maro, koa rehefa tsy mety handoa izy, ka havela tsy ho vita va ny trano?
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31