Entry vako-drazana
Elementary words vakoka ; razana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo hira na dihy malagasy hiringiriny fahiny izay azo heverina ho tahirin-drazana [1.1]
Explanations in English The family jewels; folk music, folk dancing, etc [1.7]
Explanations in French Trésor familial; musique, danses folkloriques [1.8]
 Folklore [1.66]
Examples 
1Hira sy dihy vakodrazana no mamarana ny lalao. [2.528]
2Hanaovana fampisehoana toy ny teatra, hirahira na vakodrazana izy io. [2.445]
Proverbs 

Updated on 2023/04/16