Entrée | vaky tampona (vaky, tampona) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | sori-bolo mahitsy eo antampon-doha (mifanohitra amin' ny sori-bilana, izay tsy eo afovoany an-tampon' ny loba fa amin' ny ilany havia na havanana) [Rajemisa 1985] | |
Antonymes | sori-bilana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |