Entry valalatsimandadiharona
Elementary words valala ; tsy ; mandady ; harona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny enti-milaza ny zaza amam-behivavy izay tsy mba afaka mandositra raha misy fahatairana [1.1]
Examples Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona: [2.471]

Updated on 2023/04/24