Entry valin' ady
Elementary words valy ; ady
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanarenana ny faharesena an' ady [1.1]
Examples Nanao valinady ny Tanala ka nenjehiny sy nasiany ny tafika merina nody. [2.508]

Updated on 2023/06/27