Entry valindrihana
Elementary words valy ; rihana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazo na lalotra mandrakotra ny atin' ny tataro [1.1]
Explanations in English A ceiling [1.7]
Explanations in French Plafond [1.3, 1.8]
Examples Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny, ary raha vao maraina ka manosy diky ny miditra oa, ary manorika hatrany amin' ilay efitra ipetrahana ny ditsaka. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/24