Entry valin-tanàna
Elementary words valy ; tanàna
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fomba fifanampiana fahiny tamin' ny aga teo amin' ny fokonolona: nfàsâ ho an' ny olona iray ny olona rehetra ary dia nifandimbiasana niasana toy izany tsirairay avy ny olona tao an-tanàna ka ilay niasana androany dia namaly niasa ho an' ny hala kosa ny ampitso [1.1]
 Endrika fifanampiana aseho amin'ny alalan'ny asa ao anaty fiaraha-monina iray [1.13]
Explanations in French Entraide [1.13]

Updated on 2023/11/20