|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 valisoa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fankasitrahana noho ny zavatra iray vita, izay sarotra na manahirana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 récompense
[1.13] |
| Ohatra |
5 Aoka dia holazaiko ny valisoa homeko.
[2.643]
6 Mandray valisoa arakaraka ny zavatra ataony ny mpiasa. [2.445] 7 Fanomezam-boninahitra ihany no natao valisoa ho an' ny miaramila. [2.113] |
| Teny iditra (2/3) | 8 valisoa |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (de valy : réponse, réplique ; et soa : ce qui est bien ou beau). Scaevola plumieri (L.) Vahl (Goodeniaceae). Arbuste du littoral. Voir Guillaumet, Flore de Madagascar, Goodeniaceae (1978) p. 30.
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 13 Valisoa |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 On donne ce nom à des jeunes filles
[1.196] |
| Fivaditsoratra | 16 asa voly, 17 soavaly, valisoa, Valisoa, 18 voasaly, 19 voasila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|