Entry | valoana | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra asiana dimbana, na dembaina [1.1] | |
Explanations in French | à quoi on fait une entaille, un rebord [1.3] | |
Entry | valoana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karbiorana hidrôzena ampoka, tondroina amin' ny raikipohy bontolo C8H18 fahita amin' ny lasantsy [1.62] | |
Vocabulary | Chemistry | |
Anagrams | avalano, avalona, valoana |
Updated on 2020/07/31 |