Entry | valyfaty > valifaty (valy, faty) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [ valy faty ] Famelezana olona izay namely ny tena; setrin' ny namelezan' olona iray, na nahafaty izy na tsia [1.1] | |
Explanations in English | Revenge [1.7] | |
Explanations in French | Vengeance [1.8] | |
Examples | Natopiny tany amin' I Lidy indray anefa ny masony, ka toa matahotra ny herim-batana ananany toa mahatsinjo ny valifaty mety hahazo azy.
[2.470] | |
Anagrams | tafavily, valifaty |