Entry vangoana (vango)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana, velezina, kapohina mafy: Novongoany ny zandriny ka nivanditra ny ronjony
Akesokesoka, arapadrapaka [1.1]
Morphology 
Present : vangoana, vangoako, vangoanao, vangoany, vangoantsika, vangoanay, vangoanareo, vangoan', vangoan-, vangoam-, vangoa-
Past : novangoana, novangoako, novangoanao, novangoany, novangoantsika, novangoanay, novangoanareo, novangoan', novangoan-, novangoam-, novangoa-
Future : hovangoana, hovangoako, hovangoanao, hovangoany, hovangoantsika, hovangoanay, hovangoanareo, hovangoan', hovangoan-, hovangoam-, hovangoa-
Imperative : vangòy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20