Entry vanja
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka. [1.1]
Explanations in English Gunpowder [1.7]
Explanations in French Poudre à fusil ou à canon [1.8]
Examples Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra [2.48]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/11