Entry varanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1]

Entry varanga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1]
Vocabulary 
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/06/05