Entrée varatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] thunder; a thunderbolt
Explications en français  [Hallanger 1974] foudre, tonnerre
Vocabulaire 
Morphologie 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée varatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] fotaka
Morphologie 
varatra
varatro
varatrao
varany
varatsika
varatray
varatrareo
varatr'
vara-
varatry
-baratra
-baratro
-baratrao
-barany
-baratsika
-baratray
-baratrareo
-baratr'
-bara-
-baratry

Mis à jour le 2020/07/31