|
|
|
|

Entry (1/2)1  varavarana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: buildings, public works
Explanations in Malagasy  4  Loaka namboarina amin' ny rindrin' ny trano mba hahazoana miditra sy mivoaka ao an-trano ary koa mba hahazoan' ny trano rivotra sy hazavana. (Roa karazana ny hazo rafibaravarana, dia ny tolana sy ny lelavaravarana: ny tolana no iraiketan' ny varavarana amin' ny rindrina noloahana ary ny lelavaravarana kosa dia ilay hazo fisaka voavoatra ho azo arindrina sy vohaina mipetaka amin' ny tolana amin' ny alalan' ny savily) [1.1]
5  rafitra hazo na vy mameno ny bananoaka natao hidirana sy hivoahana [1.13]
Explanations in English  6  a door or window opening [1.7]
Explanations in French  7  porte [1.8, 1.13]
8  fenêtre [1.8]
Examples  9  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
10  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
11  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  29  Proverbs containing the word varavarana
Article  30  Randzavola: varavarana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)31  varavarana
Part of speech  32  noun
Vocabulary  33  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  34  Anaran-kazandrano [Betsimisaraka] [1.1]
Examples  35  Dia injay novohany ny varavarana. [2.895]
36  I Zama no namoha varavarana anay. [2.445]
37  Tsy nikatona rahateo moa ny varavarana. [2.4]
Morphology 
38  Simple :
39  Prefixed :

Updated on 2023/05/17