Entry variona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rivotra avy andrefana any amorontsiraka atsinanana; ny avy atsimo atao hoe anintafara [1.1]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ambarao, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza

Anagrams 

Updated on 2023/03/19