Entrée vatokaranana
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bato mafy sy mangarangarana [Rajemisa 1985]
 singa iray ao amin'ny taharon'ny granitra [SLP 1986]
Définition française quartz [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes koartsa ~ vatoharanana
Exemples ary nony voa fehy mafy tsara, dia alaina ilay tainomby no volavolaina atao lahinjiro, dia aorina analy ny lovia, dia tohanany ny vatokaranana; [Callet: Tantara, page 76]

Mis à jour le 2020/07/31