Entry vatomizana
Elementary words vato ; mizana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
Explanations in English [ vato mizana ] A weight used on a scale [1.7]
Explanations in French [ vato mizana ] Poids de balance [1.8]
 [ vato mizana ] Masse marquée [1.13]
Examples Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508]
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/01/01