Entrée vatra
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Voakarakara, voakolokolo: Ho vatranao ve ireto zaza ireto?
¶ Zatra amin' ny...: Toa tsy ho vatrako na oviana na oviana io mpampianatra io
¶ Vita, azo atao: Tsy vatrany, hono, ny hiakatra atý isan' andro
¶ Aritra, zaka: Moa ho vatranao ve ny hofanana any amoron-tsiraka?
  [Richardson 1885, ] endurable
Explications en anglais  [Richardson 1885] supportable
  [Hallanger 1973] striven for
Explications en français  [Abinal 1888] à quoi on s'habitue, supportable, tolérable, à quoi on peut se résoudre sans trop de difficultés, dont on est capable, qu'on mène à bonne fin, dont on vient à bout
  [Hallanger 1974] qu'on supporte, qu'on peut et veut mener à bonne fin
Dérivations 
Morphologie 
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatran'
vatran-
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatran'
vatran-
ho vatra
ho vatrako
ho vatranao
ho vatrany
ho vatrantsika
ho vatranay
ho vatranareo
ho vatran'
ho vatran-
Exemples 
1 [Abinal 1888, page 817] Tsy vatrako ny hanoanana (Je ne puis pas endurer la faim)
2 [Abinal 1888, page 817] Tsy vatrako ity raharaha ity (Je ne puis pas venir à bout de ce travail)
3 [Abinal 1888, page 817] Tsy vatrako ny miakatra eto isan' andro (Je ne suis pas capable de monter ici tous les jours)
4 [Abinal 1888, page 817] Tsy vatrako ny mitoetra amin' ity tanàna ity (Je ne puis pas me résoudre à rester dans ce village)
5 [Abinal 1888, page 817] Tsy vatrako ny mitoetra amin' io lehibe io (Je ne puis pas m'habituer à ce chef, je ne peux pas supporter ce chef)

Entrée vatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vanditra amin' ny tena avy amin' ny kapoka na tady namatorana
Explications en anglais  [Richardson 1885] stripes, wound
Explications en français  [Abinal 1888] raies, traces laissées par des coups, par la cravache, les empreintes laissées par des liens sur le corps, par des lianes sur l'arbre
Dérivations 
Morphologie 
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Entrée vatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] vata
Explications en anglais  [Richardson 1885] [Provincial] a box, a trunk, a shelf for keeping pots, rice, etc. See vata
Morphologie 
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Entrée vatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] (teny tranainy) Rian-tapaka
Morphologie 
vatra
vatrako
vatranao
vatrany
vatrantsika
vatranay
vatranareo
vatr'
va-
vatry
-batra
-batro
-batrao
-bany
-batsika
-batray
-batrareo
-batr'
-ba-
-batry

Mis à jour le 2020/07/31