Entry | vavony | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Kitapo mahalany eo amin' ny 1,5 litatra (ho an' ny olombelona), izay mihetsiketsika mandritra ny ora vitsivitsy aorian' ny sakafo ka manakobana sy manapotipotika ny sakafo; tsy izany ihany fa mbola manova ny toetrany simika koa izy amin' ny alalan' ny fiharombavony izay ao anaty rindrim-bavony [1.1] | |
Vocabulary | Biology | |
Proverbs | Proverbs containing the word vavony | |
Entry | vavony | |
Part of speech | noun | |
Explanations in French | [Tankarana] (sens général : estomac). Nom donné aux beurres végétaux à usage alimentaire ; notamment celui de : Symphonia oligantha Baker (Clusiaceae) ; les graines fournissent un excellent beurre végétal. L'arbre est malheureusement peu répandu et mériterait d'être multiplié. [1.196] | |
Vocabulary | Botany | |
Scientific name | Symphonia oligantha | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |