Entry vehana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Halavan-drefy hatao amin' ny tendron' ny fanondro ka hatramin' ny tendron' ny ankibe (vodivoam-pelatanana miverina indroa, na voatondro folo, na zehy latsaka tondro) [1.1]
Examples hatr' aminy voantondro iray azo atao hery ny ka hatr' aminy vehana tahak' izao [2.48]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/17