Entry | velively | ||||
Part of speech | adverb | ||||
Explanations in Malagasy | Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1] | ||||
Explanations in French | Point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Compound words |
| ||||
Anagrams | levilevy, velively |
Updated on 2023/08/28 |